| Lanjam-bokatra | Famokarana | Tetiarana| Mpaninjara |
Fanomanana ny lasitra
Fanesorana ny lasitra
Sambo vita
Fiaro
Fiaro miaraka amin’ny contre-plaqué marine nafarana avy any Finlande
Fanamafisana
Fanitsiana sy fanamafisana ny fiaro ary fametrahana tasseau
Sambo vonona tanteraka azo taterina
Fametrahana ireo fitaovana ary enti-miasa sy motera
Mandritra ny 2 volana ny fotoana fanamboarana ny CLC 760